Folaka ihany
🎵 1908 characters
⏱️ 5:27 duration
🆔 ID: 7433522
📜 Lyrics
Folaka ihany ny anao ô!
Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara à!
Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha.
Ela ny ela ka voa!
Izay milingilingy, dia potraka nama à!
Tonga saina fa saingy efa tara à!
Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an'ity jôba ity.
Hanakory ny ho avin'ty?
Ilay ankizivavy amin'izao fotoana,
Mirongatra sady toa mamba noana ry zama à!
Ny statistika ankehitriny, Iray isan-jato ny virijiny Madama à!
Iry vao oviana no niala couche, Mi-accoste sady mitositosy ry akama à!
Iry zazakely vao firy taona, Ny kibo mibontsina toy ny pôma.
Azafady ary!
Folaka ihany...
Maty fosan'ny bandy akama, Kôpy jiaby ny iray tanana ry Mama à!
Fa ikalamalalan'ny be dia be, Efa bikina mbola mandehandeha.
Tsy arako intsony!
Ny MST efa izy tsy izy: Sida, angatra, sifilisy.
Tsy hay mihitsy à!
Fa mba fara-faharatsiny miaro-tena, Pelipelika anefa dia votsa saina.
Mbay tany à!
Folaka ihany��.
Ry dada sy neny mba mihevera,
Rehefa voa anie ka tsisy marche-arrière, mba jereo à!
Ny zanakareo anie ka manala azy, Mitrifana sahala amin'ny mpamosavy!
Mba marina mafy!
Fa koboko teto izy afak'omaly, Efa avy nanao ny nataony tany!
Mba kôzy à!
Fa vao misy revy, dia lasa any, Nefa izay lasany any dia mampamangy.
Mampamangy any anatiny any!
Folaka ihany ny anao ô!
Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara,

Tonga saina fa saingy efa tara.

Oay 'zany bikan'ty!!!
Serasera.
Org/hira/samoela/folaka-ihany Tsiky dia ampy