Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Izy indrindra

๐Ÿ‘ค Olombelo Ricky, Balita MARVIN โ€ข ๐ŸŽผ Izy indrindra โ€ข โฑ๏ธ 5:14
๐ŸŽต 868 characters
โฑ๏ธ 5:14 duration
๐Ÿ†” ID: 7434109

๐Ÿ“œ Lyrics

Izy e
No fiainana
Izy e
Fifaliana
Izy
Dia fitiavana
Mozika be dia be
Tsy mety lany
Nefa izy
Izy voatery nandeha
Ireo vitany tety
Efa be dia be
Izy Tsy hiverina intsony
Lasa lavitra be
Ivelan'ny Tontolo

Izy e
Izy indrindra izy e
Izy indrindra izy e
Izy indrindra izy e
Izy e
Dia fitiavana be
Izy e
Sangisangy ihany koa
Izy e
Vazivazy tsy foiko
Izy
Tambitamby tokoa
Antsoiko isan'andro
Rehefa misy manjo
Izay nomeny rehetra
Tena izy tokoa
Tsy nasiany fepetra
Fa vokatry ny fo
Ny hafatra napetrany
Ampitiavana be
Nakipiny ny masony
Lasa izy nandeha
Izy e
Izy indrindra izy e
Izy e
Izy indrindra izy e
Izy e
Izy indrindra izy e
Izy e
Izy indrindra izy e
Izy e
Izy indrindra izy eh
Izy dia
Fitiavana be
Izy eh
Izy ndrindra izy e
Izy de
Fitiavana be
Fitiavana be
Fitiavana be
Fitiavana be
Fitiavana be
Fitiavana be
Fitiavana be
Misaotra anao nanome be dia be
Ampitiavana be

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings