Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Raiso Ny Dimy - Tope Là

👤 Erick Manana, Fenoamby, Justin Vali, Régis Gizavo & Dama 🎼 Madagascar All Stars ⏱️ 3:45
🎵 420 characters
⏱️ 3:45 duration
🆔 ID: 7435737

📜 Lyrics

Vola tsy latsaka an-danitra
Tsy maintsy mitady vao homana
Aleo aho hitady firotsaka
Raiso ny dimy a!

* Ny tanety malalaka e!
Ka aza ilaozanao mihahaka e!
F'izay kamo dia ho vaka re
Ho vaka ka hohitan'ny havany a!

Fiainana madalo miserana
Indrepa fa tsy mba miverina
Aza manaiky mba resiny a
Raiso ny dimy a!

Hafatrafatra ny ahy Rabe
Maitso volo ka mba mihetseha
Fa ny sipa manaraka e
Raha vao misy ary izany fanana e!

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings