Tadidiko Ry Zalahy
๐ต 1354 characters
โฑ๏ธ 5:02 duration
๐ ID: 7886768
๐ Lyrics
Tadidiko ry zalahy t@ 72 isika vao nanomboka niaraka
Mpianatra, ankizy nisy firaisankina, tao isika no niposaka
Tsaroko tsara izany andro izany
Miara-mihira, tsisy tahak'izany
Ny fiainanay mbola hira ihany
Ea ea ea ea ee.ea ea ea ea eee
Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho
Oatrany mahatsiaro aho
Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho

Izao ndray ry zalahy e, raha mbola tafaray e
Satria ianareo dia feno fitiavana
Ny hira sy ny asanay, dia tady tsy hifandray
Nefa mbola mety mihavana
Ny asanay, efa sesi-lany
Ny fiainanay, tsy hira ihany
Ny tarikay, mbola eo ihany
Ea ea ea ea ee. Ea ea ea ea eee

Tazako ry zalahy e, tazako aloha any e
Isika efa antitra mbola tafiaraka
Tazako ry zalahy e, tazako aloha any e
Isika efa samy mitondra taranaka
Tsinjoko tsara, izany andro izany
Tsinjoko tsara, isika @ izany
Mbola mihira, tsy aki-tomany

โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:21.43] Tadidiko ry zalahy t@ 72 isika vao nanomboka niaraka
[00:28.55] Mpianatra, ankizy nisy firaisankina, tao isika no niposaka
[00:34.71] Tsaroko tsara izany andro izany
[00:38.31] Miara-mihira, tsisy tahak'izany
[00:41.82] Ny fiainanay mbola hira ihany
[00:48.33] Ea ea ea ea ee.ea ea ea ea eee
[01:01.63] Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho
[01:08.99] Oatrany mahatsiaro aho
[01:16.48] Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho
[01:23.38] Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho
[01:44.56] Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho
[01:52.30] Izao ndray ry zalahy e, raha mbola tafaray e
[01:55.84] Satria ianareo dia feno fitiavana
[01:59.55] Ny hira sy ny asanay, dia tady tsy hifandray
[02:03.17] Nefa mbola mety mihavana
[02:05.99] Ny asanay, efa sesi-lany
[02:09.29] Ny fiainanay, tsy hira ihany
[02:13.00] Ny tarikay, mbola eo ihany
[02:19.59] Ea ea ea ea ee. Ea ea ea ea eee
[02:33.16] Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho
[02:40.04] Oatrany mahatsiaro aho
[02:47.69] Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho
[02:54.70] Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho
[03:15.93] Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho
[03:23.81] Tazako ry zalahy e, tazako aloha any e
[03:27.47] Isika efa antitra mbola tafiaraka
[03:31.29] Tazako ry zalahy e, tazako aloha any e
[03:34.67] Isika efa samy mitondra taranaka
[03:37.29] Tsinjoko tsara, izany andro izany
[03:40.75] Tsinjoko tsara, isika @ izany
[03:44.40] Mbola mihira, tsy aki-tomany
[03:51.02] Ea ea ea ea ee. Ea ea ea ea eee
[04:04.69] Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho
[04:11.72] Oatrany mahatsiaro aho
[04:19.22] Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho
[04:26.51] Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho
[04:34.94]