Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Ampy Izay

๐Ÿ‘ค Mage 4 โ€ข ๐ŸŽผ XXV โ€ข โฑ๏ธ 5:21
๐ŸŽต 681 characters
โฑ๏ธ 5:21 duration
๐Ÿ†” ID: 7432161

๐Ÿ“œ Lyrics

Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifandao tsy hihaona intsony
'Zany izaho sy ianao
Ohohoh
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifandao tsy hihaona intsony
'Zany izaho sy ianao
Ohohoh
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho koa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
Ohohoh
Raha ianao hatramin'izay
No misafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
F'izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana
Raha ianao hatramin'izay
No misafidy izay tokony hatao
Ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Tsy afa'mitana izay tsy tamana

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[01:39.45] Ampy izay, hifarana hatreo
[01:45.87] Ilay fitiavantsika roa
[01:50.12] Eny hifandao tsy hihaona intsony
[01:57.39] 'Zany izaho sy ianao
[02:01.64] Ohohoh
[02:08.26] Ampy izay, hifarana hatreo
[02:14.04] Ilay fitiavantsika roa
[02:18.78] Eny hifandao tsy hihaona intsony
[02:25.63] 'Zany izaho sy ianao
[02:30.12] Ohohoh
[02:35.45] Eny sitrakao ny nandao
[02:42.50] Tsy tazomina ela, mandehana
[02:47.09] Fa izaho koa tsy sahazanao
[02:53.98] Avelao aho ho toy izao
[02:57.92] Ohohoh
[03:03.73] Raha ianao hatramin'izay
[03:09.03] No misafidy izay tokony hatao
[03:14.11] Ankehitriny ampy izay
[03:19.99] Avelao aho!!
[03:26.81] Fa raha handeha ianao
[03:31.83] Dia soavadia aza miherika intsony
[03:39.67] F'izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana
[04:18.36] Raha ianao hatramin'izay
[04:23.73] No misafidy izay tokony hatao
[04:31.82] Ampy izay
[04:34.58] Avelao aho!!
[04:41.39] Fa raha handeha ianao
[04:46.30] Dia soavadia aza miherika intsony
[04:54.33] Tsy afa'mitana izay tsy tamana
[05:02.26]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings