Search Results
Searching for: "Mage 4"
Found 20 results
Adalam-Pitia
Mage 4
XXV
6:33
Novolenao tao ampoko lay fitiavana
Ka tsy afa- mandao ny embona anao
Nozarinao aho hahita foana ny...
View Lyrics
Aina Iray
Mage 4
XXV
4:48
Sitrana aho raha toa ka ianao
No miara-miaina ao anatiko ao
Satria tsy ho ritra
Ny rà mikoriana...
View Lyrics
Ampy Izay
Mage 4
XXV
5:21
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifandao tsy hihaona intsony
'Zany izaho sy...
View Lyrics
Aza Hitserana
Mage 4
XXV
5:38
Tonga teto ianao nilaza
Fa nahita ilay fitia
Ilay nirinao hatrizay hatrizay
Mba faly anie...
View Lyrics
Come Back Again
Mage 4
Fanatitra
5:19
Miova toetra ny olombelona
Miharatsy no/sy voahozona
Tsy milamina
Ny ambony dia ory...
View Lyrics
Fahazavana
Mage 4
Fanatitra
5:48
Indro aizina manarona ny tany
Fa eo aminao no hiposahan'i Jehovah
Indro ainzim-pito manarona ny...
View Lyrics
Fefy Tsilo
Mage 4
XXV
5:39
Fefy tsilo tsy azo ihoarana
No miaro ny foko ao mba ho azy ihany
Ilay fitia izay nomeny ahy
Tsy...
View Lyrics
Fiderana
Mage 4
Fanatitra
3:56
Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin'ny maro
Namonjy anao Izy, nanala...
View Lyrics
Fo Vaovao
Mage 4
XXV
6:01
Tsy mety mionona intsony 'lay fitia
Tsy mety fa mitroatra
Tsy mety mitony f'efa babonao
'Zay...
View Lyrics
Lafatra
Mage 4
XXV
5:14
Raozy ity maha te ho tia ilay endrikao
Fa tsara loatra, manintona ahy, ianao no lafatra
Mambabo ny...
View Lyrics
Miova Ny Fitia
Mage 4
XXV
5:04
Miova ny fitia
Ka aleo hanaraka izay tiany izy
Aza omenao tsiny izay tsy tia
Miova ny fitia
Ka aleo...
View Lyrics
Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao
Mage 4
XXV
5:07
Raha tsy ho eo intsony ianao
Mpanamaivana ny adin-tsaiko iny
Ra tsy ho tazako ilay endrikao
Aza...
View Lyrics
Roa Ho Iray
Mage 4
XXV
4:10
Nihezaka teny foana aho
Ny anatona anao
Te hanarina ireo tsy nety
Nandratra ny tao anatinao...
View Lyrics
Te Hiara Dia
Mage 4
XXV
5:29
Rah' vahotra aho ela izay
Tsy niala ao anatiko ao
Ireo teny novolenao
Voafafinao hatrizay
'Lay...
View Lyrics
Tsy Hitanao Ny Aleha
Mage 4
XXV
4:11
Ts hitanao ny aleha
Dia Tonga handona ianao
Hitady hamerina ny lasa iainana indray
Tomany ianao vao...
View Lyrics
Tsy Sahy
Mage 4
Fanatitra
5:22
Niverina indray ny fahiny
'Lay toetranao nafinaritra ahy
Mampitory fitia!
Niezaka foana teny...
View Lyrics
Valin'ny Ditra
Mage 4
XXV
3:51
Toa valin'ny ditrako angamba
Izao fahoriana izao
Matoa aho
Tsy mety mahita toa jamba
Ilay hoe...
View Lyrics
Very Namana
Mage 4
XXV
5:02
Mampatsiahy anao hatrany
Sy izay lasa izay
Ilay toerana iray
Fihaonana aminao
Fahanginana sisa
Sy...
View Lyrics
Taratasy FaranY
Mage 4
XXV
5:00
Nangina hatramin'izao
Irery ilay fitia
Adinonao sahady ny taloha
Niandry ihany aho sao handray avy...
View Lyrics
The White Mage Appears...
Ooshima Michiru
Little Witch Academia Original Sound Track Archive {Disc 4]
0:21