Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao
π΅ 785 characters
β±οΈ 5:07 duration
π ID: 7435720
π Lyrics
Raha tsy ho eo intsony ianao
Mpanamaivana ny adin-tsaiko iny
Ra tsy ho tazako ilay endrikao
Aza hadino ihany ilay taratasin-kira ho ahy sy ianao
Vetsom-pitiavako hatrizay, mm-mm-mmh
Mikalo hoe
"Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao"
Ka tsy hoe ho fafΓ na indray
Ireo izay efa natao
Raha vao tonga any ianao
Hahasarika foana mpandalo
Hitaintaina aho sao ho very dia, oh
Raha tsy irery ianao any
Iangaviako mba tsy hilaozanao
Ity fo tokako iray manirery, ooh-ooh-ooh-ooh
Mikalo hoe
"Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao"
Ka tsy hoe ho fafΓ na indray
Ireo izay efa natao
Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao
Ka tsy hoe ho fafΓ na indray
Ireo izay efa natao
Ireo izay rehetra ao anatiko ao
Ho anao irery
Ireo izay rehetra nomenao
Tsy hasiako ho very
Mpanamaivana ny adin-tsaiko iny
Ra tsy ho tazako ilay endrikao
Aza hadino ihany ilay taratasin-kira ho ahy sy ianao
Vetsom-pitiavako hatrizay, mm-mm-mmh
Mikalo hoe
"Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao"
Ka tsy hoe ho fafΓ na indray
Ireo izay efa natao
Raha vao tonga any ianao
Hahasarika foana mpandalo
Hitaintaina aho sao ho very dia, oh
Raha tsy irery ianao any
Iangaviako mba tsy hilaozanao
Ity fo tokako iray manirery, ooh-ooh-ooh-ooh
Mikalo hoe
"Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao"
Ka tsy hoe ho fafΓ na indray
Ireo izay efa natao
Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao
Ka tsy hoe ho fafΓ na indray
Ireo izay efa natao
Ireo izay rehetra ao anatiko ao
Ho anao irery
Ireo izay rehetra nomenao
Tsy hasiako ho very