Tsy Sahy
๐ต 877 characters
โฑ๏ธ 5:22 duration
๐ ID: 7437059
๐ Lyrics
Niverina indray ny fahiny
'Lay toetranao nafinaritra ahy
Mampitory fitia!
Niezaka foana teny aho
F'ianao no tsy nety.
Ankehitriny anefa,
Tsapako ianao fa efa tia ahy
Fa tsy nampiseho '
Lay fonao tsy nakoy taloha
Natahotra ny ho tia.
Ianao tsy niteny nefa tia
Fa vahotra ny vavanao ninia
Na sarotra aza no niainanao ireny,
Naleonao niery
Ianao tsy nijery nefa tia
Tsy sahinao naseho izany satria
Sao potika sy rembin'ny tadio
Lay fonao madio!
Nakopakopan'drivotr'eny
Ny hakanto sy hanitr'ny fitia raha
Tazako ianao
Ny tsikinao miantso fa toa
Tsy sahiko sedraina
Adinoko avokoa ny tontolo
Ny alahelo tsy hanalok'intsony
Nidify tsy hita
Tsisy tsaroana ireo raha
Hanoroka anao
Ianao tsy niteny nefa tia
Fa vahotra ny vavanao ninia
Na sarotra aza no niainanao ireny,
Naleonao niery
Ianao tsy nijery nefa tia
Tsy sahinao naseho izany
Sao potika sy rembin'ny tadio
Lay fonao madio!
'Lay toetranao nafinaritra ahy
Mampitory fitia!
Niezaka foana teny aho
F'ianao no tsy nety.
Ankehitriny anefa,
Tsapako ianao fa efa tia ahy
Fa tsy nampiseho '
Lay fonao tsy nakoy taloha
Natahotra ny ho tia.
Ianao tsy niteny nefa tia
Fa vahotra ny vavanao ninia
Na sarotra aza no niainanao ireny,
Naleonao niery
Ianao tsy nijery nefa tia
Tsy sahinao naseho izany satria
Sao potika sy rembin'ny tadio
Lay fonao madio!
Nakopakopan'drivotr'eny
Ny hakanto sy hanitr'ny fitia raha
Tazako ianao
Ny tsikinao miantso fa toa
Tsy sahiko sedraina
Adinoko avokoa ny tontolo
Ny alahelo tsy hanalok'intsony
Nidify tsy hita
Tsisy tsaroana ireo raha
Hanoroka anao
Ianao tsy niteny nefa tia
Fa vahotra ny vavanao ninia
Na sarotra aza no niainanao ireny,
Naleonao niery
Ianao tsy nijery nefa tia
Tsy sahinao naseho izany
Sao potika sy rembin'ny tadio
Lay fonao madio!
โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:26.64] Niverina indray ny fahiny
[00:32.40] 'Lay toetranao nafinaritra ahy
[00:36.06] Mampitory fitia!
[00:43.11] Niezaka foana teny aho
[00:47.17] F'ianao no tsy nety.
[00:53.53] Ankehitriny anefa,
[00:59.98] Tsapako ianao fa efa tia ahy
[01:03.91] Fa tsy nampiseho '
[01:10.64] Lay fonao tsy nakoy taloha
[01:14.22] Natahotra ny ho tia.
[01:19.51] Ianao tsy niteny nefa tia
[01:25.16] Fa vahotra ny vavanao ninia
[01:30.66] Na sarotra aza no niainanao ireny,
[01:35.75] Naleonao niery
[01:41.51] Ianao tsy nijery nefa tia
[01:46.77] Tsy sahinao naseho izany satria
[01:52.12] Sao potika sy rembin'ny tadio
[01:57.29] Lay fonao madio!
[02:29.83] Nakopakopan'drivotr'eny
[02:36.32] Ny hakanto sy hanitr'ny fitia raha
[02:40.47] Tazako ianao
[02:45.89] Ny tsikinao miantso fa toa
[02:51.20] Tsy sahiko sedraina
[02:57.81] Adinoko avokoa ny tontolo
[03:03.42] Ny alahelo tsy hanalok'intsony
[03:07.22] Nidify tsy hita
[03:14.20] Tsisy tsaroana ireo raha
[03:18.19] Hanoroka anao
[03:23.16] Ianao tsy niteny nefa tia
[03:28.96] Fa vahotra ny vavanao ninia
[03:34.44] Na sarotra aza no niainanao ireny,
[03:39.91] Naleonao niery
[03:45.07] Ianao tsy nijery nefa tia
[03:50.51] Tsy sahinao naseho izany
[03:55.82] Sao potika sy rembin'ny tadio
[04:01.14] Lay fonao madio!
[05:21.75]
[00:32.40] 'Lay toetranao nafinaritra ahy
[00:36.06] Mampitory fitia!
[00:43.11] Niezaka foana teny aho
[00:47.17] F'ianao no tsy nety.
[00:53.53] Ankehitriny anefa,
[00:59.98] Tsapako ianao fa efa tia ahy
[01:03.91] Fa tsy nampiseho '
[01:10.64] Lay fonao tsy nakoy taloha
[01:14.22] Natahotra ny ho tia.
[01:19.51] Ianao tsy niteny nefa tia
[01:25.16] Fa vahotra ny vavanao ninia
[01:30.66] Na sarotra aza no niainanao ireny,
[01:35.75] Naleonao niery
[01:41.51] Ianao tsy nijery nefa tia
[01:46.77] Tsy sahinao naseho izany satria
[01:52.12] Sao potika sy rembin'ny tadio
[01:57.29] Lay fonao madio!
[02:29.83] Nakopakopan'drivotr'eny
[02:36.32] Ny hakanto sy hanitr'ny fitia raha
[02:40.47] Tazako ianao
[02:45.89] Ny tsikinao miantso fa toa
[02:51.20] Tsy sahiko sedraina
[02:57.81] Adinoko avokoa ny tontolo
[03:03.42] Ny alahelo tsy hanalok'intsony
[03:07.22] Nidify tsy hita
[03:14.20] Tsisy tsaroana ireo raha
[03:18.19] Hanoroka anao
[03:23.16] Ianao tsy niteny nefa tia
[03:28.96] Fa vahotra ny vavanao ninia
[03:34.44] Na sarotra aza no niainanao ireny,
[03:39.91] Naleonao niery
[03:45.07] Ianao tsy nijery nefa tia
[03:50.51] Tsy sahinao naseho izany
[03:55.82] Sao potika sy rembin'ny tadio
[04:01.14] Lay fonao madio!
[05:21.75]