Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Lafatra

๐Ÿ‘ค Mage 4 โ€ข ๐ŸŽผ XXV โ€ข โฑ๏ธ 5:14
๐ŸŽต 1136 characters
โฑ๏ธ 5:14 duration
๐Ÿ†” ID: 7434391

๐Ÿ“œ Lyrics

Raozy ity maha te ho tia ilay endrikao
Fa tsara loatra, manintona ahy, ianao no lafatra
Mambabo ny manodidina ny toetranao
Tsy miavona fa feno tsiky ny fiainanao
Raozy ity maha te ho tia ilay endrikao
Fa tsara loatra, manintona ahy, ianao no lafatra
Mambabo ny manodidina ny toetranao
Tsy miavona fa feno tsiky ny fiainanao rehetra
Ianao no deraina
Tsy tantiko ny hamela anao tsy ho namako

Mangovingovitra aho mahita anao
Misy tsy haritry ny ao anatiko ao
Hanatona anao aho izao dia izao
Hisedra ny herinao, hitory fitiavana
Mangovingovitra aho mahita anao
Misy tsy haritry ny ao anatiko ao
Hanatona anao aho izao dia izao
Hisedra ny herinao, hitory fitiavana

Vao mangiran-dratsy any aho dia hiaritra
Ny hatsiaka sy ny andro maraina eo am-baravaranao
Hivimbina ilay fitia sy handohalika
Hitsena ilay marainanao feno fanantenanana
Te ho anao aho, omeo ahy ireo teny mifono hasambarana

Mangovingovitra aho fihininao
Natao ho ahy ny ampitsonao
Omeko anao izao tontolo izao
Ka aza manana ahiahy amin'ny ho avinao
Mangovingovitra aho fihininao
Natao ho ahy ny ampitsonao
Omeko anao izao tontolo izao
Ka aza manana ahiahy amin'ny ho avinao

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:27.99] Raozy ity maha te ho tia ilay endrikao
[00:34.64] Fa tsara loatra, manintona ahy, ianao no lafatra
[00:42.31] Mambabo ny manodidina ny toetranao
[00:48.19] Tsy miavona fa feno tsiky ny fiainanao
[01:09.15] Raozy ity maha te ho tia ilay endrikao
[01:15.92] Fa tsara loatra, manintona ahy, ianao no lafatra
[01:23.42] Mambabo ny manodidina ny toetranao
[01:29.54] Tsy miavona fa feno tsiky ny fiainanao rehetra
[01:37.18] Ianao no deraina
[01:40.04] Tsy tantiko ny hamela anao tsy ho namako
[01:50.38] Mangovingovitra aho mahita anao
[01:56.74] Misy tsy haritry ny ao anatiko ao
[02:04.04] Hanatona anao aho izao dia izao
[02:11.19] Hisedra ny herinao, hitory fitiavana
[02:17.30] Mangovingovitra aho mahita anao
[02:24.45] Misy tsy haritry ny ao anatiko ao
[02:31.54] Hanatona anao aho izao dia izao
[02:38.21] Hisedra ny herinao, hitory fitiavana
[02:48.63] Vao mangiran-dratsy any aho dia hiaritra
[02:55.86] Ny hatsiaka sy ny andro maraina eo am-baravaranao
[03:03.75] Hivimbina ilay fitia sy handohalika
[03:09.55] Hitsena ilay marainanao feno fanantenanana
[03:17.30] Te ho anao aho, omeo ahy ireo teny mifono hasambarana
[03:57.76] Mangovingovitra aho fihininao
[04:04.40] Natao ho ahy ny ampitsonao
[04:11.29] Omeko anao izao tontolo izao
[04:18.06] Ka aza manana ahiahy amin'ny ho avinao
[04:24.98] Mangovingovitra aho fihininao
[04:31.77] Natao ho ahy ny ampitsonao
[04:38.82] Omeko anao izao tontolo izao
[04:45.63] Ka aza manana ahiahy amin'ny ho avinao
[04:59.67]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings