Very Namana
๐ต 931 characters
โฑ๏ธ 5:02 duration
๐ ID: 7437248
๐ Lyrics
Mampatsiahy anao hatrany
Sy izay lasa izay
Ilay toerana iray
Fihaonana aminao
Fahanginana sisa
Sy embona anao
Tsy re intsony ilay feonao
Lasa nandao
Ny aliko hatramin'izao
Feno alahelo anao
Fa efa nilaozanao
Manjombona avokoa mangahiahy hatramin'izao
Mandry tsy hifoha any ianao
Marary ny fo nilaozanao
Manganohano tsy hay tohaina
Tsy mety mitony
Fa te hanantena ilay fiverenanao
Ireo fiarahana tsy hay hadinoina
Fa mamy tokoa
Ilay mozikantsika iny
Miraikitra ao am-po
Vavaka sisa
No asandratray
Mba hampitony
Ireo tsiahy mameno fanahy
Mandry tsy hifoha any ianao
Marary ny fo nilaozanao
Manganohano tsy hay tohaina
Tsy mety mitony, "very namana aho"
Mandry tsy hifoha any ianao
Marary ny fo nilaozanao
Manganohano tsy hay tohaina
Tsy mety mitony "very namana aho"
Mandry tsy hifoha any ianao
Marary ny fo nilaozanao
Manganohano tsy hay tohaina
Tsy mety mitony
Fa te hanantena ilay fiverenanao
Ho sambatra ianao
Efa nanana anao
Sy izay lasa izay
Ilay toerana iray
Fihaonana aminao
Fahanginana sisa
Sy embona anao
Tsy re intsony ilay feonao
Lasa nandao
Ny aliko hatramin'izao
Feno alahelo anao
Fa efa nilaozanao
Manjombona avokoa mangahiahy hatramin'izao
Mandry tsy hifoha any ianao
Marary ny fo nilaozanao
Manganohano tsy hay tohaina
Tsy mety mitony
Fa te hanantena ilay fiverenanao
Ireo fiarahana tsy hay hadinoina
Fa mamy tokoa
Ilay mozikantsika iny
Miraikitra ao am-po
Vavaka sisa
No asandratray
Mba hampitony
Ireo tsiahy mameno fanahy
Mandry tsy hifoha any ianao
Marary ny fo nilaozanao
Manganohano tsy hay tohaina
Tsy mety mitony, "very namana aho"
Mandry tsy hifoha any ianao
Marary ny fo nilaozanao
Manganohano tsy hay tohaina
Tsy mety mitony "very namana aho"
Mandry tsy hifoha any ianao
Marary ny fo nilaozanao
Manganohano tsy hay tohaina
Tsy mety mitony
Fa te hanantena ilay fiverenanao
Ho sambatra ianao
Efa nanana anao
โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:26.25] Mampatsiahy anao hatrany
[00:30.83] Sy izay lasa izay
[00:35.78] Ilay toerana iray
[00:40.24] Fihaonana aminao
[00:45.29] Fahanginana sisa
[00:50.32] Sy embona anao
[00:55.44] Tsy re intsony ilay feonao
[01:00.18] Lasa nandao
[01:03.62]
[01:06.15] Ny aliko hatramin'izao
[01:10.63] Feno alahelo anao
[01:14.73] Fa efa nilaozanao
[01:18.98] Manjombona avokoa mangahiahy hatramin'izao
[01:30.05]
[01:32.65] Mandry tsy hifoha any ianao
[01:37.15] Marary ny fo nilaozanao
[01:41.77] Manganohano tsy hay tohaina
[01:45.82] Tsy mety mitony
[01:48.71] Fa te hanantena ilay fiverenanao
[01:58.37]
[02:06.41] Ireo fiarahana tsy hay hadinoina
[02:11.54] Fa mamy tokoa
[02:16.06] Ilay mozikantsika iny
[02:21.22] Miraikitra ao am-po
[02:25.92] Vavaka sisa
[02:30.84] No asandratray
[02:35.41] Mba hampitony
[02:39.07] Ireo tsiahy mameno fanahy
[02:47.05]
[03:08.72] Mandry tsy hifoha any ianao
[03:15.43] Marary ny fo nilaozanao
[03:20.23] Manganohano tsy hay tohaina
[03:23.78] Tsy mety mitony, "very namana aho"
[03:29.85] Mandry tsy hifoha any ianao
[03:33.99] Marary ny fo nilaozanao
[03:38.84] Manganohano tsy hay tohaina
[03:42.49] Tsy mety mitony "very namana aho"
[03:48.37] Mandry tsy hifoha any ianao
[03:53.28] Marary ny fo nilaozanao
[03:58.08] Manganohano tsy hay tohaina
[04:01.60] Tsy mety mitony
[04:06.43] Fa te hanantena ilay fiverenanao
[04:14.96]
[04:30.47] Ho sambatra ianao
[04:34.84]
[04:48.96] Efa nanana anao
[04:53.03]
[00:30.83] Sy izay lasa izay
[00:35.78] Ilay toerana iray
[00:40.24] Fihaonana aminao
[00:45.29] Fahanginana sisa
[00:50.32] Sy embona anao
[00:55.44] Tsy re intsony ilay feonao
[01:00.18] Lasa nandao
[01:03.62]
[01:06.15] Ny aliko hatramin'izao
[01:10.63] Feno alahelo anao
[01:14.73] Fa efa nilaozanao
[01:18.98] Manjombona avokoa mangahiahy hatramin'izao
[01:30.05]
[01:32.65] Mandry tsy hifoha any ianao
[01:37.15] Marary ny fo nilaozanao
[01:41.77] Manganohano tsy hay tohaina
[01:45.82] Tsy mety mitony
[01:48.71] Fa te hanantena ilay fiverenanao
[01:58.37]
[02:06.41] Ireo fiarahana tsy hay hadinoina
[02:11.54] Fa mamy tokoa
[02:16.06] Ilay mozikantsika iny
[02:21.22] Miraikitra ao am-po
[02:25.92] Vavaka sisa
[02:30.84] No asandratray
[02:35.41] Mba hampitony
[02:39.07] Ireo tsiahy mameno fanahy
[02:47.05]
[03:08.72] Mandry tsy hifoha any ianao
[03:15.43] Marary ny fo nilaozanao
[03:20.23] Manganohano tsy hay tohaina
[03:23.78] Tsy mety mitony, "very namana aho"
[03:29.85] Mandry tsy hifoha any ianao
[03:33.99] Marary ny fo nilaozanao
[03:38.84] Manganohano tsy hay tohaina
[03:42.49] Tsy mety mitony "very namana aho"
[03:48.37] Mandry tsy hifoha any ianao
[03:53.28] Marary ny fo nilaozanao
[03:58.08] Manganohano tsy hay tohaina
[04:01.60] Tsy mety mitony
[04:06.43] Fa te hanantena ilay fiverenanao
[04:14.96]
[04:30.47] Ho sambatra ianao
[04:34.84]
[04:48.96] Efa nanana anao
[04:53.03]