Tsy Hitanao Ny Aleha
π΅ 1168 characters
β±οΈ 4:11 duration
π ID: 7437014
π Lyrics
Ts hitanao ny aleha
Dia Tonga handona ianao
Hitady hamerina ny lasa iainana indray
Tomany ianao vao mahatsiahy
Marary izay vao sahy
Milaza ho mbola tia
Ah ah ah ah ah
Raha tsapanao fa mamy ilay fitia
Nandena ny endriko hatrizay
Nahoana ianao no nandao
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hiteny ihany hoe
Maizina ny lalana ka avia
Andeha hitantana ahy indray tsy ho very
Tsisy hampangina eo
Kaza itomaninao intsony
Fizaho raha nitomany tsy mba nampiononao
Dia aza tanana ela intsony aho fa
Mba maika toy ilay ianao
Tsy mety hiverina iny
Γ Γ΄ Γ΄ Γ΄
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hiteny ihany hoe
Maizina ny lalana ka avia
Andeha hitantana ahy indray tsy ho very
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hitalaho fitia
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hitalaho fitia
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hiverina ho aty
F'efa lavitra aho ka tsy hiverin-dalana aho satria
Sasa-miandry ahy ilay tiko arΓ½
Dia Tonga handona ianao
Hitady hamerina ny lasa iainana indray
Tomany ianao vao mahatsiahy
Marary izay vao sahy
Milaza ho mbola tia
Ah ah ah ah ah
Raha tsapanao fa mamy ilay fitia
Nandena ny endriko hatrizay
Nahoana ianao no nandao
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hiteny ihany hoe
Maizina ny lalana ka avia
Andeha hitantana ahy indray tsy ho very
Tsisy hampangina eo
Kaza itomaninao intsony
Fizaho raha nitomany tsy mba nampiononao
Dia aza tanana ela intsony aho fa
Mba maika toy ilay ianao
Tsy mety hiverina iny
Γ Γ΄ Γ΄ Γ΄
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hiteny ihany hoe
Maizina ny lalana ka avia
Andeha hitantana ahy indray tsy ho very
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hitalaho fitia
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hitalaho fitia
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa mihevitra ianao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hiverina ho aty
F'efa lavitra aho ka tsy hiverin-dalana aho satria
Sasa-miandry ahy ilay tiko arΓ½