Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Fahazavana

👤 Mage 4 🎼 Fanatitra ⏱️ 5:48
🎵 1226 characters
⏱️ 5:48 duration
🆔 ID: 7433363

📜 Lyrics

Indro aizina manarona ny tany
Fa eo aminao no hiposahan'i Jehovah
Indro ainzim-pito manarona ny firenena
Fa eo aminao ny voninahiny
Indro aizina manarona ny tany
Fa eo aminao no hiposahan'i Jehovah
Indro ainzim-pito manarona ny firenena
Fa eo aminao ny voninahiny
Mitsanganà miazavahà
Fa tonga ny fahazavanao
Mitsanganà miazavahà
Ny voninahiny hiposaka aminao
Mitsanganà miazavahà
Fa tonga ny fahazavanao
Mitsanganà miazavahà
Ny voninahiny hiposaka aminao
Indro aizina manarona ny tany
Fa eo aminao no hiposahan'i Jehovah
Indro ainzim-pito manarona ny firenena
Fa eo aminao ny voninahiny
Mitsanganà miazavahà
Fa tonga ny fahazavanao
Mitsanganà miazavahà
Ny voninahiny hiposaka aminao
Ry rahalahy, ranabavy
Indro tonga ny fahazavantsika
Indro tonga ny voninahitr'Andriamanitra miposaka amintsika
Mitsanganà miazavahà
Andao, hiara-hitondra izany
Fahazavana izany eo amin'ity firenentsika ity
Mitsanganà miazavahà
Mitsanganà miazavahà
Fa tonga ny fahazavanao
Mitsanganà miazavahà
Ny voninahiny hiposaka aminao
Mitsanganà miazavahà
Fa tonga ny fahazavanao
Mitsanganà miazavahà
Ny voninahiny hiposaka aminao
Mitsanganà miazavahà
Fa tonga ny fahazavanao
Mitsanganà miazavahà
Ny voninahiny hiposaka aminao

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings